Teny iditra lahatra sy anjara
Singan-teny lahatra ; anjara
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Izao tokoa va re no fahagagana e, sa vintana mitongilana, sa ny lahatra sy anjara? [2.470]
2Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo [2.472]
Tovy hevitra zara sy lahatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08