Teny iditra lahiteo
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanala] rahateo: Mianara lahiteo homañ'akida fa tsy ba hay ny hilatsahan'ontsy (mizara zatra homana akondro ratsy fa mety ho tapaka ny tsara) [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01