|
|
|
|

Teny iditra1  laingaina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilazana lainga: Nolaingainy ianao fa tsy mahalala akory
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be lied to, to be falsified
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#373] à qui on ment, qu’on trompe en mentant: Aza laingain' ialahy aho (Ne me mens pas)
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny laingaina io

Fivaditsoratra  11  angalinay, laingaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/08