|
|
|
|

Teny iditra1  laingoina
Fototeny  2  laingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny nify asiana na petahana ny ravin' ny laingo notsakotsakoina: Nolaingoiny ny nifiny fa efa ela hono no tsy namotsiany azy
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9  laingoana

Fivaditsoratra  10  anangiloy, angilonay, angolainy, iangolany, ilaingoan, laingoany, laingoina, langoinay, nilaingoa, nolaingai

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09