Teny iditra | 1 laingontratrany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hena eo amin' ny lohatratran' ny omby na ny ondry na ny kisoa vonoina, mifamaly amin' ny laingontsorony eo ambony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] la proéminence grasse et pendante du poitrail des boeufs, des moutons, des chèvres |
Voambolana |
5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 6 laingo, tratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |