|
|
|
|

Teny iditra1  laingosana
Fototeny  2  laingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Alana ny laingony: Nolaingosany ny voatavo etsy avara-trano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be cut at the tip, to be cropped
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  asolangany, isolangana, laingosana, solangaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21