Teny iditra | 1 lakaly |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny efitrano somary anatin' ny tany ambany indrindra Ny fanambanin' ny sambo izay fitoeran' entana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the hold of a ship |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#374] cale de navire |
Voambolana |
6 Fifamoivoizan-tsambo |
Fivaditsoratra | 7 kalila, lakaly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |