Teny iditra lakampiara
Singan-teny lakana ; fiara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1]
 [ lakam-piara ] Lakana misy tanany fanarenana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Pirogue à balancier [1.13]
Ohatra Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16