|
|
|
|

Teny iditra1  lakampiara
Singan-teny  2  lakana, fiara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina
5  [1.13][lakam-piara] lakana misy tanany fanarenana
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] pirogue à balancier
Ohatra  7  Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily. [2.508#]
Voambolana  8  Fitaterana
9  Fifamoivoizan-tsambo

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16