Teny iditra | lakanina (lakana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akana na ampiasana lakana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be crossed in a canoe, to be dug out like a canoe [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lakanina io | ||||||||
Fivaditsoratra | an-kalina, ankilaña, lakanina, lankaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |