Teny iditra lakilasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Efitrano fianarana: Efa tafiditra ao an-dakilasy na ao an-trano lakilasy ny mpianatra
Fianarana, tranon-tsekoly: Tsy mankany an-dakilasy izy fa efa hanambady hono (jereo kilasy) [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: la classe.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31