|
|
|
|

Teny iditra1  lakoraona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Meday omena ho mari-boninahitra an' izay nahavita zava-dehibe tamin' ny firenena: Nahazo lakoraona Ranaivo tamin' ny nanaovany vy very ny ainy namonjy an' Ambohimanga nodoran' ny sasany
Fehezam-boninkazo lehibe misy tanjany vy boribory ho mari-pahatsiarovana na fanajana ny maty

Fivaditsoratra  4  anolarako, lakoraona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21