Teny iditra lakroa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la croix.
Mpanahaka  hazofijaliana
Habaka Lakroa n' Madagasikara (http://www.lakroa.org)

2013/03/01