Teny iditra | lalaina (lala) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tiavina fatratra: Lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy Isaonana Karakaraina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be loved, to be regarded with affection [1.2] | ||||||||
To be loved, to be held dear [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on aime, qu'on chérit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lalaina io | ||||||||
Fivaditsoratra | alalina, alilana, ilalana, lailana, lalaina, laniala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |