Teny iditra lalam-panorenana
Singan-teny lalàna ; fanorenana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Constitution [1.5, 1.13]
Ohatra Mifanaraka amin' ny Lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Voambolana 
Lohateny Lalam-panorenana Apôstôlika
Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra
Volavolan-dalampanorenana

Teny iditra lalam-panorenana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Loi interne [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07