|
|
|
|

Teny iditra1  lalam-pirenena
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.64.mg#94] lalambe mampitohy ny renivohi-paritany sy fivondronana samihafa ary iandraiketan' ny fanjakana foibe
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.64.fr#210] route nationale
Voambolana  5  Fitaterana
Singan-teny  6  lalana, firenena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07