Teny iditra lalam-po (lalana, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Sitrapo tsy voafetra, fanaranam-po [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [fo, the heart] favour, kindness, affection [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31