Teny iditra lalangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tany maina sy ngazana; tany firina tsy mahavokatra [Ravelojaona 1937]
Fandikana anglisy  [Provincial] hard soil, barren land [Richardson 1885]

Teny iditra lalangy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy zavamaniry mbola tsy voadinika tsara : ny sasany manao azy ho ao amin' ny antokon' ny Euphorbiacées, misy vongany roa toy ny an' ny tsaramaso ny voany (dicotylédones) ary misy ditiny mandronono ahazoana fingotra rahefa tapahina ny tahony na ratraina.
¶ Misy kosa manakilasy azy ho Melliacées zavamaniry fakana fanafody tazo ny hodiny, toy ny fanafody kininina izany. [Ravelojaona 1937]
Fandikana frantsay  [Mahafaly, Sakalava] (sens général : sols arides constitués au cours de la décomposition des grès). Nom de plusieurs arbustes fréquentant ce type de sols, mais surtout : Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae). Fruits comestibles. Racines réputées médicinales : on en administre la décoction dans les états fébriles. Elles restaurent l'appétit, font disparaître les états nauséeux et préviennent les manifestations cutanées fréquentes en cas de fièvre. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Boscia longifolia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31