|
|
|
|

Teny iditra1  lalan-kely
Singan-teny  2  lalana, kely
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lalana tsy azon' ny kalesy aleha fa tery sy manivakivaka na misy trano ny andaniny roa
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] allée, piste, sentier
Tovy hevitra  6  gijo, lalan-tongotra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01