Teny iditra lalimoara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaka lehibe, hazo na metaly, lava tsangana ary misy varavarana, natao indrindrahametrahan-damba [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a cupboard, a clothes press [Richardson 1885]
 a buffet; a clothes cupboard [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay armoire, buffet [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: l' armoire.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31