|
|
|
|

Teny iditra1  lalin-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  mahataka-javatra amin' izay mbola hiseho sy izay vokany; manana toe-tsaina sy fahaizana mahataka-javatra sy misaina fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  deep, profound, sagacious, shrewd, sensible. Lalin-kevitra is also used [1.2]
Tovy hevitra  5  lalin-kevitra
Singan-teny  6  lalina, saina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25