Teny iditra lalina aty (lalina, aty)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ireo vilia na fitoeran-javatra toy ny tavoara, izay kely ny vavany fa ny atiny kosa tsy araka izany fa lalina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay se dit des vases profonds [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31