Teny iditra | 1 lali-nofo |
Singan-teny | 2 lalina, nofo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny tany matevina tsy misy vato, ny tany izay tsara ary tafidina hatrany ambany ny nofon-tany ao aminy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] soft and good. Used of soil |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] qui a une couche épaisse de bonne terre |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |