Teny iditra lalin-tsaina (lalina, saina)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy mahataka-javatra amin' izay mbola hiseho sy izay vokany; manana toe-tsaina sy fahaizana mahataka-javatra sy misaina fatratra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy deep, profound, sagacious, shrewd, sensible. Lalin-kevitra is also used [Richardson 1885]
Mpitovy hevitra lalin-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31