Teny iditra (1/4) | 1 lalo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] lalana kizo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#377] action de passer près ou sur, sans s'arrêter 5 [1.13] passe |
Voambolana |
6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 11 lalo |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.13] rano miserana ny fisiany |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] crue passagère |
Teny iditra (3/4) | 15 lalo |
Sokajin-teny | 16 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Tanala]
tena, vao maika: aja asia-menake ny ariña fa dia lalo menty (aza asiana menaka ny arina fa dia tena mainty be) |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] [Provincial]
a particle used to express dissatisfaction at what another does |
Teny iditra (4/4) | 19 lalo |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.196] (du malais : lalu : partir . javanais : lalu : s'en aller, etc. Sens général des weinmannia (Cunoniaceae). Notamment Weinmannia eriocarpa Tul., Weinmannia madagascariensis DC. et Weinmannia rhodoxylon Tul. Bon bois d'oeuvre de couleur rouge. L'écorce fournit une teinture rouge. Voir aussi lalona. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
22 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 25 lalo, lola |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |