Teny iditra lalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalana kizo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Passe [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra lalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano miserana ny fisiany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Crue passagère [1.13]

Teny iditra lalo
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Tena, vao maika: aja asia-menake ny ariña fa dia lalo menty (aza asiana menaka ny arina fa dia tena mainty be) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A particle used to express dissatisfaction at what another does (Prov.) [1.2]

Teny iditra lalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (du malais : lalu : partir . javanais : lalu : s'en aller, etc. Sens général des weinmannia (Cunoniaceae). Notamment Weinmannia eriocarpa Tul., Weinmannia madagascariensis DC. et Weinmannia rhodoxylon Tul. Bon bois d'oeuvre de couleur rouge. L'écorce fournit une teinture rouge. Voir aussi lalona. [1.196]
Anarana siantifika Weinmannia eriocarpa, Weinmannia madagascariensis, Weinmannia rhodoxylon
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31