Teny iditra |
lamako
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [Richardson 1885]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
lamako
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fandikana anglisy | applause [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | applaudissement [Hallanger 1974]
|
|