Teny iditra (1/2) | 1 lambaina |
Fototeny | 2 lamba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Alaina amin' ny lamba: Ataovy eto ambony tsihy eto ny valala nolambainareo |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 lambaina |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Betsaka: Lambaina ny valala tamin'itỳ lohasaha itỳ izany |
Fivaditsoratra | 12 alambany, lambaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |