Teny iditra lamba metisy
Singan-teny lamba ; metisy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilay antsoina amin' ny teny frantsay hoe "toile métisse": lamba vita amin' ny rongonim-bazaha madinika sy landihazo [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12