|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lambanana
Fototeny  2  lamba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany
Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] breadth of calico, etc.
6  [1.7] the width of cloth
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] la largeur d'un tissu
Voambolana  8  Toerana
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny lambanana io

Teny iditra (2/3)12  lambanana
Fototeny  13  lamba
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Temerina tsihy; asiana peta-kazo
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2] to have a covering of wood put on shutters
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)21  lambanana
Fototeny  22  lambana
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.1] Atao am-pehezana

Fivaditsoratra  25  lambanana, nalambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21