|
|
|
|

Teny iditra1  lamba rano
Singan-teny  2 lamba, 3 rano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 [lambarano] [Sihanaka] lamba mainty (haingo fa tsy fisaonana) [1.78]
6 lamba landihazo madini-tenona sady manify saiky kararavina ary nasiana loko manga mainty, ka natao lamba fisaonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 [lambarano] toile de Bengale, toile bleue [1.3]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  lamba rano, 10 lamborana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20