| Teny iditra | 1 lamboala |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] lambo dia
[1.78] 4 [Tanala] lambodia (kisoa monina sy mivelona any an'ala any): Mivadikadike ny lamboala laha mate ka ñy tsy mate mandika hentoña (mikodiadiamandositra) ny lambo voan-defona fa ny sisa tsy maty mirifatra [1.78] |
| Voambolana | 5 Haibiby: mampinono |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|