|
|
|
|

Teny iditra1  lambolamboina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lamaina, alana raorao: Nolambolamboiny tsara ny tarehiny
Safosafoina (amin' ny tanana): Nolambolamboiny tamin' ny tanany ny volon-dohan' ny zanany
Tambatambazana, tehatehafina: Lambolamboy kely ny zandrinao fa mitomany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be smoothed; to be caressed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on polit; qu'on caresse
Fototeny  6  lambolambo
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny lambolamboina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11