|
|
|
|

Teny iditra1  lambomiditra
Fototeny  2  lambo, iditra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra
Voambolana  5  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07