Teny iditra | 1 lambondrano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
a sea hog, a porpoise |
Voambolana |
5 Haibiby: mampinono |
Singan-teny | 6 lambo, rano |
Tovy hevitra | 7 lambondriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |