Teny iditra lambora
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taifasy] antontan-javatra fanao fitafiana (ahirefo, mahapy, vendra, ets) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra lambora
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Mahafaly] Ehretia lambotaha Capuron ined. (Boraginaceae). Arbre à fruit non toxique, mais rarement consommé. Bois sans valeur, utilisé seulement comme combustible comme lambotaha. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ehretia lambotaha

2017/12/23