Teny iditra lamboresy (lambo, resy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaram-bositra nilazan' ny taloha ny kisoa; anaram-bosotra omena ny kisoa izay tsy dia intsony fa efa ompiana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy domestic pigs. See kisoa [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kisoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31