|
|
|
|

Teny iditra1  lamboridy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a bridle [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  bride de cheval [1.8]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31