Teny iditra lamody
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Mode [1.3]
Ny fihaviany Frantsay: la mode.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31