|
|
|
|

Teny iditra1  lamody
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] mode

Fivaditsoratra  6  idolam, lamody, lomady, madilo, midola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31