|
|
|
|

Teny iditra1  lamokany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] addled, used of eggs; bad, used of the disease called tety, and of a kind of pulse
4  [1.7] an unhatched rotten egg
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] oeuf couvé mais gâté
Ohatra  6  Misy koa ireo mpanotri-borona raha mandinika ny atody dia fantany ny ho foy sy ny ho lamokany. [2.285#]
7  Foto-goavy ira no nandalovany ary voany roa sy telo, lamokany tsy misy nahita no notazany sy nasesiny ambava. [2.470#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny lamokany io

Fivaditsoratra  9  lakamoin, lamokany, manokila, mañolaky, manolaky, manolika, miloakan, nalamiko, nikaloam, nilamoka, nolakaim

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08