|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lampana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Jenjina sy fanimpanina, lany hery, noana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#382] qui a la berlue, la vue troublée par suite de la faim ou d'un épuisement

Teny iditra (2/3)5  lampana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tanosy] elo

Teny iditra (3/3)8  lampana
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (du malais lapar : la faim ; au sens général : état de faim aigu, inanition entraînant des malaises). Nom donné à un arbre indéterminé de la région de Tuléar (fichier Grandidier) dont on ne consomme les fruits qu'en période de famine. Ils doivent faire l'objet préparation spéciale. [Mahafaly]
Voambolana  11  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  12  ampalan, lampana, mpanala, nalampa, nampala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31