Teny iditra lampatra (ampatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandriana mitsotra sy tsy mihetsika (ny hoe valampatra no fampiasa matetika) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as ampatra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action d'étendre les bras ou les jambes [Abinal 1888]
 extension des bras et des jambes [Marre: Grammaire]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ampatra ~ valampatra

2017/12/23