Teny iditra | lampatra (ampatra) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandriana mitsotra sy tsy mihetsika (ny hoe valampatra no fampiasa matetika) [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as ampatra [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action d'étendre les bras ou les jambes [1.3] | |||||||||||||||
Extension des bras et des jambes [1.20] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | ampatra ~ valampatra | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |