|
|
|
|

Teny iditra1  lampoña
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  karazan-javamaniry sahala amin'ny katsaka [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  5  lampoña, lompaña, mpanalo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31