|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  langoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro, Tanosy] vano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [Tanala] a species of heron. (Tan.) Ardea purpurea, L. Same as dangoro, langorovalala, and langorovoanga [Mal. alang, lang]
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Anaram-biby 

Teny iditra (2/2)10  langoro
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Bara] amponga

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07