|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lanilany
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Ohatra  4  [2.472] Dia lanilany ho azy eny foana ilay telo arivo.
Fototeny  5  lany
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)7  lanilany
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Ny faritra ambony amin' ny aty vava
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] the extremity of the jaw
11  [1.7] the palate of the mouth
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3, 1.8] le palais de la bouche
Ohatra  13  [2.4] Ny molotra, ny lanilany, ny takolaka kila daholo;
Voambolana  14  Haiaina
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny lanilany io

Fivaditsoratra  16  lalinina, lanilany, nalaliny

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21