Teny iditra | 1 lanina |
Fototeny | 2 lany |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao tapitra, tsy asiana mijanona, taperina: Lanio ny varinao vao mandeha |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be spent, to be consumed, to be chosen (for some office), to be confiscated 6 [1.7] to be used up; cf. foana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on épuise |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny lanina io |
Fivaditsoratra | 15 anilan, lanina, nailan, nalain, nalany, nanaly, nanila, nialan, nilana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |