Teny iditra lañitry
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Sakalava] Ciel (malais: "lanit": ciel) [David 1952 (takila L)]
Teny mitovy hevitra lanitra

Teny iditra lanitry
Sokajin-teny anarana lanitra sy mpisolo
Ohatra Mampaninona ahy moa ny hatsaran' ny volana eny amin' ny lanitry ny alina, raha ny jirokeliko dia ampy ahy! [Rajaonarivelo: Bina, takila 18]

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/20