Teny iditra | 1 lanja miakatra ny fiainana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fa misondrotra ho ambony ihany ny fiainana, ny fahaizana amam-pandrosoana, ary na ny vidim-piainana aza |
Singan-teny | 4 lanja, miakatra, fiainana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |